4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andao andihy - Poopy

ANDAO HANDIHY

Falifaly ny aty
Falifaly tokoa
Ireo tanora mandihy
Fenofeno ny fo
Ravoravo izay tsy izy
Jejojeo sy sahy
Na lehibe na ankizy
Ireo izay tia manaraha

Hasakasakareo izay efa leo
Ny tsy hampiseho
ny hafaliana ao am-ponareo
Ilay fo tanora entinay
Tsy ho avelanay
Hangatsiaka sy hangahiahy

Partager andao andihy

Commenter andao andihy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite