4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hiram-pitiavana - Poopy

Hiram-pitiavana hiraiko ho anao

Entiko hisaorana anao

Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra

Fa naneho fitiavana



Hiram-pitiavana atolotro anao

Ka hanavaozako indray

Ny efa niainan’ny foko hatrizay

Dia ny mbola ho tia anao



     Fitantarana ny zava-manjo

     Fiantahantako ihany koa

     Ny amin’izao sy ny ho aviko

     Efa natokako ho anao



Hiram-pitiavana omeko anao

Anamafisako indray

Mandra-pikipy ny masoko roa

Ianao no Tompon’ny fo

Partager hiram-pitiavana

Commenter hiram-pitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite