4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hiram-pitiavako - Poopy

Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, entiko hisaorana anao

Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra fa naneho fitiavana

Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, ka hanavaozako indray

Ny efa niainan’ ny foko hatrizay

Dia ny mbola ho tia anao



Fitantarana ny zava-manjo, fihatahantako  ihany koa

Ny amin’izao sy ny ho avy koa, efa natokako ho anao



Hiram-pitiavana omeko anao, hanamafisako indray

Mandrapikipy ny masoko roa , ianao no tompon’ny fo

Partager hiram-pitiavako

Commenter hiram-pitiavako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite