4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mankany aminao - Bodo

Vita lalana hono, ny tampon'ny Horombe
ka velom-bolo aho, fa izay vao nandre
Dia nientanentana teo aho,
May ho any aminao.
fa ho afa-mandeha aho, handeha matetika
manomboka izao.

Aza manahy fa izao dieny izao
Izaho ho tonga any aminao...
Hanome hafanana vaovao.
Lalan-dratsy teo aloha,
tantara maty tsy hifoha,
fa antsika anie izao tontolo izao,
tontolo izao.

Vita lalana hono.....

Aza manahy fa izao dieny izao...

Partager mankany aminao

Commenter mankany aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite