4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aina miray - Bodo

Ny fitiavantsika roa, kanto tokoa
Nofinofy mamy soa, tsy mba ho lo
Embona mameno fo, tsisy ahiahy
Mety ampanahy, ny androntsika hatr@zao
tanana tsy ifandao

ref: Aina miray, tsy vaky 'lay
Toa tia sy nday
lakam-pitia, fo mifangia, miara-dia

Partager aina miray

Commenter aina miray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite