4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Avelao hifaly ... - Bodo

Fa hafanana hafa indray no tadiavinao
Satria efa maty ilay niaraha-namindro
Fo sy fiainana vaovao no andeha ho potehinao
Fa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo

Hainao ny misangy ireny
Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny hamela azy ireny
Ho faly ...

Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa
Ny halahelo anatiko aho no sisa madatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana, tsy ela akory
Dia miverina indray, mamaivay ny afony

Sitra-po niaraha-nanao nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao mifatotra
Ny ambom-po anatiko ao tsy ho hainao takarina
Tsy ho valifaty fa fitiavana ...

Partager avelao hifaly ...

Commenter avelao hifaly ...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite