4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mankanesa - Ny salohy

1- Mankanesa aty amiko

   Ianareo rehetra izay miasa fatratra

   F’Izaho no hanome anareo ny fitsaharana

   Dia ho maivana ny entana



Ref: Ento ny ziogako ka mianara amiko

     Malemy Fanahy sady tsymiavona am_ponao aho

     Dia ahita ny fitsaharana ho an’ny Fanahy

     Ianareo ho sambatra



2- Raha misy ta-hanaraka ahy

   Aoka izy handa ny tenany ka hitondra

   Ny hazo fijaliana ka hanaraka ahy izy

   Dia ho hitany ny heriny

Partager mankanesa

Commenter mankanesa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny salohy

Suite