4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fahatsiarovana - Ny Railovy

Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana

Jembin-tomany ny maso manjeny toa fadiranovana

Ny fahazazana, ny hatanorana, ny androko omaly

Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly

Fa manam-podiana

Etsy afarako rahatoa hifandao

Meteza hafarako ianao



Ireny làlana ireny mba lalolalovy

Mba tsarotsarovy ireo dina natao

Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza

Fa foana tsy misy ny fanadinoina

Ka etsy afarako rahatoa hifandao

Meteza hafarako ianao

Partager ny fahatsiarovana

Commenter ny fahatsiarovana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Railovy