4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sarak'olon-tiana - MIckael

Raha toa ka sarak’ olo-tiana

Dia aza ariana ny fitokiana

Fa mbola ho avy ny andro hifaliana

’Zay irariana ho feno hamamiana



   Ao ireo very fanahy

   Misentosento, mangahihay

   Fa na lavitra noho ny ankaso

   Dia akaikin’ ny fo fa tsy hitan’ ny maso.



Raha toa ka tia anao ilay tiana

Dia aza ampijaliana na ampahoriana

Tanteraho hatrany ireo dina

Tsy hitomaniana rehefa any aoriana



   Ao ireo very fanahy

   ......

Partager sarak'olon-tiana

Commenter sarak'olon-tiana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIckael