4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Zay manao ny marina - Poopy

Raha tsy ianao no nanao ny tsy nety
Aza avela andresy
Ny adalana fanimbazimbana
Maika aho mitsangana
Fa tsy ianao lay tsy naninona azy
No hoe hitomany
Mijoro banjino hatreo ny ho avinao

Avelao izy sy ny afokany
Ameno ny tany
Fa sitrano ny fonao hangina
Rehefa tsy tiana
Tsy ianao lay tsy naninona indray
no ivarilavo
hatsarao banjino hatreo ny ho avinao

Ref: tano mafy ao am-ponao fa
Zay manao ny marina
N'inon'inona manjo
Tsy mba resy fa mbola miharina

Fa ho anao izy anininy kosa
Ihaviany loza
Mandenia mitsara tena ny hiany
Fa mandia tany
Fa tsy tompony farany akory ianao
Ka izao izao
Mbola ivaly andatsa anao zay nataonao

Ref: tano mafy ao am-ponao....

Tsy resy tsy akory zay manao ny marina
Na inon-manjo dia miharina

Partager zay manao ny marina

Commenter zay manao ny marina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite