4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiadanana anie ho anao - Rija Rasolondraibe

Mahatsiaro anao aho isanandro

Rehefa mihaona aminao

Mba ho avy aminao ny fony miaina hampitony

Na aiza na iza misy anao

dia mba ho vavolombelon’ny heriny

Hizarazara hery vaovao

Mba ho fanasin’ny tany hitondra hazavana ianao

Maneran’ny azao tontolo izao



Fiadanana anie ho anao

Ho fenoin’ny Fanahy

Hijoro ho sahy

Fiadanana anie ho anao

Homba anao amin’ny izay atao.

Partager fiadanana anie ho anao

Commenter fiadanana anie ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite