4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fiadanana anie - Rija Rasolondraibe

                        FIADANANA

Mahatsiaro anao isanan\\’andro any aho

rehefa mihaona aminy Ray

mba ho ampy hoanao ny fony hiahy hampitony

n\\’aiza n\\’aiza misy anao

dia ho vavolombelon\\’ny heriny hizarazara hery vaovao

dia ho fanasin\\’ny tany hitondra ny hazavany ianao

maneran\\’izao tontolo izao

                fiadanana anie ho aminao ho fenoiny

                     fanahy hijoro sahy

                  fiadanana anie ho erinao

                     homba anao am\\’izay atao

                    

dia ny fahazavanao no heriko ny fivavako antoky ny fonao

dia ho fanasiny ny tany hitondra ny hazavany ianao

maneran’izao tontolo izao

dia ny fahazavanao no heriko ny fivavako

antoky ny fonao mba ho samy tafita

samy ho vonona isika amin’ny andro hiverenany indray

amin’izay



ref¨ fiadanana anie.......

              

Partager fiadanana anie

Commenter fiadanana anie

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rija Rasolondraibe

Suite