4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ranomasina - Anyah

ranomasina mangeniheny
izany fitiavako anao
tsapako te itraotra feno dia feno
ny fitempo ny ao anatiko ao
io ranomasina io mangeniheny
ampitondraiko afatro ho anao
izy iany no mampisaraka antsika
zao ety ianao eny ampita
manantena fa indray andro
resy ny elan'elan tany
iara ibanjina hoavy iray
tsy asiana ahiahy
satria toky no omenao ahy
ifankatia mandrakizay
ou ou .....
ranomasina nikija omaly
nanjary fifaliana indray
asambarana mameno ny fo
no nisolo ilay ratra taloha
ranomaso nirotsaka omaly
ho adinona avalona indray
ilay afatro aza tafita soa
lavitry ny maso akaiky ny ffo
manantena fa indray andro
resy ny elan'elan tany
iara ibanjina hoavy iray
tsy asiana ahiahy
satria toky no omenao ahy
ifankatia mandrakizay
satria toky no omemao ahy
ifankatia mandrakizay

Partager ranomasina

Commenter ranomasina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite