4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampahafantaro - Anyah

Vaky ny loha,lasany eritreritro

sahirana ny saiko,ny amin’ilay fitiavanao

tsy sahiko mantsy ny mamboraka ny ahy,satria

tsy fantatro mazava  ’zay tena ao am-ponao



ref: ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao

Hahafahako mitia anao

tsory amiko ’zay tena fanirianao

aza kobonina ho anao samy irery, zarao amiko



Raha mba fantatrao,fa ’ty zao tsy miteny

mifitsika mangina, miandrandra ny fitiavanao

miandry foana aho mantsy ny amboranao izany

satria tiako tsapanao

f’izaho koa tia anao



ref:Ampahafantaro ahy ’zay tena ventson’ny fonao

Hahafahako mitia anao

tsory amiko ’zay tena fanirianao

aza kobonina ho anao samy irery, zarao amiko



ref:ampahafantaro ahy.......

Partager ampahafantaro

Commenter ampahafantaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite