4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fantatro fa... - Anyah RNB princess

Efa fotoana maro izay

No nahafantaranao ahy

Ianao te hilaza zavatra

Kanefa toa miahotra



Ekeko hoe izaho sy ianao

Samy mpinamana

Kanefa anie hatramizao

Tsy sahy ianao, toa tsy sahy



           Izaho anie efa sasa-miandry

           Miandry ny ilazanao

           Miandry ny ilazanao fa                                        

           Tiako ianao, Tiako ianao



Ref: Fantatro fa tia

       Fantatro fa misy fitia

       Any am-ponao any

       Ka nahoana no

       Tsy nambara tamiko

       Fantatro fa te

       Fantatro fa te ho ahy ianao

       Saingy tsy nahasahy ny hilaza fa

       Lasa tiako ianao, tena tiako ianao



Ekeko hoe izaho sy ianao

Samy mpinamana

K’izany no manakana anao tsy hamboraka

Fantatro satria ny masonao milaza fa tia

Milaza amiko hoe nahoana raha miara-dia

            

HOOK two: Fantatro …….



"Raha toa ianao ka tsy sahy

Dia aleo ho mpinamana"

Partager fantatro fa...

Commenter fantatro fa...

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah RNB princess