4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antso - Anyah

Rehinao ve ny antson' ny taraina
Reny trotrakin'ny adi-tsaina
Ilay irery mitomany an-tratrany eo
Tsy trano hialofana,tsy tany odiana


Ry Zanahary ô! tahio ireo mania
Ny mifandrafy mba ampio hifankatia
Ataovy lavitra anay ny alahelo sy tomany
Ka ho sambatra ny eran-tany


jereo ny lalànay ety
Azavao ny ho avy hanjaka ny fitia
Ny herinao no any hitokisanay
Ry ray ao ambony ho tanteraka ny sitrakao


Ry Zanahary ô! tahio ireo mania .....


Raha sendra ady sarotra, ka mila anao
Ianao ilay mpandresy no antsohinay
Ka fenoy fifaliana sy fitiavana
Aza avelanao irery , aza ariana
Aza avelanao irery aneh izahay

Partager antso

Commenter antso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite