4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fantatro fa tia - Anyah

Efa fotoana maro izay

No nahafantaranao ahy

Ianao te hilaza zavatra

Kanefa toa mihaohatra

Ekeko hoe izaho sy ianao

Samy mpinamana

Kanefa anie hatramizao

Tsy sahy ianao, toa tsy sahy

(pont one) Izaho anie efa ssa-miandry

Miandry ny ilazanao

Miandry ny ilazanao fa

Tiaka ianao, Tiako ianao



HOOK one: fantatro fa tia

Fantatro fa misy fitia

Any amp-ponao any

Ka nahoana no

Tsy nambara tamiko

Fantatro fa te

Fantatro fa te ho ahy ianao

Saingy tsy nahasahy ny ilaza fa

Lasa tiako ianao, tena tiako ianao



Ekeko hoe izaho sy ianao

Samy mpinamana

K’izany no manakana anao tsy amboraka

Fantatro satria ny masonao milaza fa tia

Milaza amiko hoe nahoana raha miara-dia

(Pont two)





HOOK two: Fantatro …….





Raha toa ianao ka tsy sahy

Dia aleo ho mpinamana

Partager fantatro fa tia

Commenter fantatro fa tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite