4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifona - Poopy

Aoka re tsy ho tsiniko
Ry Tompoko Andriamanitro
Ny teniko sy ny fitarainako
Eny fantatro tsara moa
Ô ry TOmpoko Andriamanitro
Ny iandasanao,
Tokony haharitra aho

Efa fantatrao ny ao am-poko izao
Fa mitady hanjaka ao
Ny ratsy,te-hamaly Anao
Hoe ahoana moa no ahanginako
Fa Ianao iankinako
Tsy hitako,o!o!
He fantrao
Ny fo sy fisainanay
Hoe tsinotsinona
Ka iantrao avy @ Teninao
Sitrano ny ahiahy
Arovinao zahay

Aoka re tsy ho tsiniko
Ry Tompko Andriamanitro
Ni teniko sy ny fitarainako
Eny fantatro tsra moa
Ô ry Tompoko Andriamanitra
Ny iandrasanao
Tokony Haharitra aho

Efa fantatrao fa mpanota aho
Nefa mbola miantso anao
Ry Tompko,Andriamaitro
F'@iza moa no hitarainako
Raha maizina ny fiainako
Tsy ho Aminao
mm!mm!Tompoko
He fantrao...........


Poopy

Partager mifona

Commenter mifona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite