4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifameno - Poopy

Avelao aho eto anio
Hitanisa aminao
Ny bitsik'io foko io
Fa misy toy izao
Nandalo tamin'ny tadio
Fa tsy nahafafa anao
Hay moa io foko io
Efa voatombokao

REF:izay tontolonao
tsy maintsy misy ahy
fa misy banga izay atao
raha toa ny iray tsy ao;teny iray
fa natao HIFAMENO
tsy afa-misaraka,o!o!o!
izay no efa voasoratra
IRAY IZAHO SY IANAO

Dia olombelona izaho
Ka lehilahy ianao
Lay taolan-tehezanao
Tsy hafa fa izaho
Raha hira iray izaho sy ianao
Dia miainga amin'izao,o!o!o!
Hoe feon-kira ianao
K'izaho tonona,o!o!o!o!o

REF:............

Raha toa ka tsiky aho
Ianao no antony
Raha toa ka vetsovetso aho
Avy eo imolotrao no iporako

REF:.............

Partager mifameno

Commenter mifameno

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite