4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ora iray tsy miverina - Tempo Gaigy

    Oh!ie!ie!e!

    Mbola tadidinao moa ve?

    raha mifanena indray isika roa

    Mbola tsaroanao tsara ve?!

    tsy nahay nanoroka anao izaho taloha

    Mbola ao aminao ve? ’lay teny iray nandratra fo



    Tamin’izay hoy ianao

    Tiako ianao hoy ianao

    Dia izaho tsy nandà (eny e!)

    Andraso eo (2) kely aho

    Izao no atao hoy ianao

    Dia nanaiky aho

    Tsy haiko indray izaho na tia anao

    Niandry anao teo aho (2)

    Tsy nitomany aloha

    Nanganohano anao(2)

    Menatra ny tontolo manodidina

      

      Réf: Raha ho lasa any ianao

           Ka izao ora farany eto izao

           Dia ora 1 tsy hiverina

           Ka mamela ahy mba hanoroka anao

           Raha ho lasa any ianao

           Ka manomboka eto izao

           Dia andro 1 tsy hiverina

           Na hiantso mafy ny anaranao

           Izao tontolo izao





                    Tempo Gaigy!

Partager ora iray tsy miverina

Commenter ora iray tsy miverina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite