4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsiambaratelo - Tempo Gaigy

ref:

Lasa any e,²dia lasa hono izy e

lasa hono izy e,very aho re

lasa any e,²dia lasa hono izy e

tsy holazaiko aminao ry dada sy neny

      Eny hatrizay firy taon’izay

      fiafiana e,tsaroako tsara izy izay

      Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny

       fijaliko e,dia ho ahy samy irery

Na dia lasa aza ianao tiako ianao

hitomany irery aho ho anao

hanonofy indraindray tianao izaho

   ref:.......

nisy ny alahelo nisy ireo tomany

hasambarana koa f’izao tsy anisan’izany

fony zazakely aho dia nanirery

dia niafy e,zara-raha nitafy.

Partager tsiambaratelo

Commenter tsiambaratelo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite