4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fidel be 'zaho - Tempo Gaigy

Tena tiako ianao ô ! Ho vadiako ianao ô !
Ho vadiako ianao ô ! Fahotana mahafaty e ! (2)

Dia koziko rabaininao ô ! Dia koziko bofinao ô
Toka-po be mihitsy hono izy e ! Tsy mba mampirafy e !
Dia kozio koa mopera, dia kôzio pasitera a !
Trosa aloha ny mariage hono hoe fa tsy manam-bola a !
(eny e !)

Tena tiako ianao ô!.....

Hiezaka hikositara, any ambony alitara
Tsy hikasikety intsony hony izy e! Fa bônetra tsara
Hiezaka hicravate e! Na bôgôsy 'zaho na ratsy e!
N'iza n'iza koa 'zaho tsy mila fahotana mahafaty e!
Fahotana mahafaty e!

Tena tiako ianao ô........

Dia tiako ianao ô.........

Tena tiako ianao ô........

Hiezaka hikositara........

Tena tiako ianao ô........

'Zaho fidel aky, diel be aminao 'zaho
Fidel-del aky, fidel mandrakizay 'zaho
Tsy mba mampirafy
Fahotana mahafaty
ela....elo....ela
'zaho fidel aky, fidel be aminao 'zaho
fahotana mahatafy e! fahotana mahafaty e!

Partager fidel be 'zaho

Commenter fidel be 'zaho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite