4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tianao impiry - Tempo Gaigy

Réf:   Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve

       sa ho mandrakizay

       Tsy voatanisa hoe : iray,roa na telo

       Tsy nahay nanisa aho re fa tiako foana ela be

       Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve

       sa ho mandrakizay.



Pont:  Fiangaviana ahy,izaho miangavy anao hoe:

       Lazalazao!Lazao moa e!

       Fitiavana elabe,izay sarobidy tokoa anie

       No omeko anao dia omeko anao

       Izay fiainanao iainanao no mamy sy iainako

       Izao ilay ora,ora farany,ka lazao izay ao am-ponao

       Fa ianao no fanalahidin’ny fiainako sisa

       Eny,asa na ho fiainan-tsy hita na ho paradisa



Réf:  Tianao impiry aho...



Pont:  Fiangaviana ny ahy



Réf:  Tianao impiry aho...

       Tadidiko ny lasa,lasa feno tomany



Saingy,ny lasa momba ny lasa fa ny ho avy aza mbola

mistery

Ka izao ilay ora, eny, ora farany handaozako ny fifaliana

sy ny fahoriako

Satria ianao no fitiavana,sy fiainako mandrakizay.

Tianao impiry aho, mandritra ny ora iray ve sa ho

mandrakizay.

Partager tianao impiry

Commenter tianao impiry

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite