4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra foana foana - Tempo Gaigy

Hihirahira izahay

Hihirahira ho fiderana

Manantena famelàna

Ny haditràna hatramin’izay

Hirahira ho hataonay

Hirahira avy Aminao

Manantena indray andro any

Mba ho tonga any an-danitra any



  Misaotra anao Zanahary ô!  ]

  Misaotra foana foana e!    ]

  Ho anao mandavan-taona e!  ] (2 fois)

  Manantena anao Zanahary ô! ]

  Indray andro any

  Mba ho any an-danitra any



Na mpanota aza izahay

Ka maditra aza indraindray

Dia manantena famelàna e!

Zanahary no fiainana

Sady azo itarainana

Ka mitaraina ianao hatrany e!



Zanahary tsy manavaka

Na ny mainty na ny fotsy fa

Samy mankany an-danitra any e!

Zanahary no mpitsara ka

Samy ho tsaraina izay ataony

Ka manantena indray andro any e



  Misaotra anao Zanahary ô!

Partager misaotra foana foana

Commenter misaotra foana foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tempo Gaigy

Suite