4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny marina tsy maty - Poopy

Efa fantatrao saingy inianao
Ka izany no mahavariana ahy
Fa mifototra aminao ny ataonao
Tsy zakanao

   Raha ny marina no sahy vonoinao
   Dia hangina ka tsy hiteny aho
   Sahinao ny milaza imaso
   Tsy ianao no diso
   Fa izy ny ankaso

Ny faniriana mbola hifankahita
Hiandry ny marina eny isika
Satria aho mino
Fa na mbola ho ela
Ny marina
Tsy ho resin'ny aizina

Partager ny marina tsy maty

Commenter ny marina tsy maty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite