4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa nitady - Poopy

Lasana nangingina, lasa tsy niteny anie
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K'aleo aloha hikaroka

Mafy tokoa re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana hoy ianao
Isika no mba ho sambatra?

Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ny taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina

Partager lasa nitady

Commenter lasa nitady

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite