4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - Kiaka

Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an'izany?

Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e!

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite