4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mozikan\'i kiaka - Kiaka

Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay tianao tiako
Izay tsy tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay manatrika eto
Andefa indray izay mba vetsovetso
Atolotra anareo ny hirahiranay
Ny mozika, an\'i Kiaka

Faly ê! isika rehetra
Falay ê! tsy misy voafetra
Faly ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na ny vavy

Partager mozikan\'i kiaka

Commenter mozikan\'i kiaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite