4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola kely - Kiaka

Mbola kely ianao
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy

Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin'izao
Manafina foana izay hatao
Hoe sao dia bedy ianao

Ref : Nefa moa nitiavako anao izany
             Niaretako, niandrasako
             Mandra-pahatonga ilay fotoana an! an!
             Nefa moa nitiavako anao izany
             Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis


                                                    KIAKA

Partager mbola kely

Commenter mbola kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite