4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ilay mahantra - Kiaka

Andro maraina vao mifoha
Andro iray vaovao eo @ fiainako
Ny omaly ihany ve no hosainiko
Tsy misy hafa fa iray ihany koa

Andro maraina...

KA INONA ARY NO HATAOKO?
Hanao inona (2)
Mandritry ny andro?
SAKAFO IHANY NO ATO AN-TSAIKO
Hanao inona (2)
Mba hahazoako izany?

Ho aiza e (2) ilay mahantra
Toa tsy mba faly @ fiainana
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Oie ka mba vonjeo re

Ho aiza e?

Partager ilay mahantra

Commenter ilay mahantra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite