4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lasa - Poopy

Manina, mahatsiaro ireo ora niarahana

manina, mangingina fa tsy eo anilanao

Lasa ianao, izay vao tsapany ny tokony ho natao

Lasa ianao, tsy nahafantatra akory f’izy tia anao



Nenina tsy mba nanararaotra ny anilanao

Hanehoany amim-pomba rehetra f’izy tia anao

lasa ianao vao tena tsaroany fa tena tsy ùisy lanjany

No azonao fa satria izy diso matin’ny avonavony



Nenina no nameno ny fony isa-minitra

Nenina, azon’inona hono no nila kisa

Lasa ianao izay vao tsapany fa izay nolazainy anao

Tsy mahafantantra ny haben’ny fitiavana anatiny ao

Tena tiany ianao



Lasa tsy hay izay mbola hiafarana

Lasa tsy hita sa izay no vita

Lasa tsy hay na mbola hiverina

Kaikerin’ny nenina

Sady manantena mbola hahita anao



Amin’izay ny ao am-pony hiantso anao isa-minitra

tsy nisy izay andro iray tsy hanehoany amin’ny sisa

Fa ianao no tiany mihoatra noho izay noheverinao

Lasa ianao

Izy miandry anao kanefa tsy hay

Fa lasa ianao

Partager lasa

Commenter lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite