4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola kely - Kiaka

Mbola kely ianao nefa nahasarika ahy
Izato fihetsikao nambabo ny fanahy
Hendry sy mbola miery, zazakely hatramin'izao
Manafina foana 'zay atao fa sao dia bedy ianao

Nefa moa ny nitiavako anao 'zay
Niharetako, niandrasako
Mandram-pahatonga 'lay taona
Nefa noho ny nitiavako 'zay
Nanajako anao tokoa
Mandram-paha

Toerana maro anefa no nahitako anao
Tsiky malefaka foana no nasesinao
Henim-baratra avokoa ny tenako iray manontolo
Ny hafanana tato an-polo tsy tantiko intsony

Partager mbola kely

Commenter mbola kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite