4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy foiko - Kiaka

Tonga ianao ka namihina ahy sady nitomany
Avy tany ianao oriory aok' izany
nohon'ny nataony ihany
Izaho kosa anefa tsy handatsa anao
Na dia fantatro taloha ny momba azy ka naharesy anao

       Angony ary ny herinao rehetra
       Hahatonga anao tsy resy na ilefa

Ary ianao tsapako fa tia azy izany no hahazoany anao
Ianao nefa mbola manana fotoana na fiainana hafa ankoatr'izao
Izaho kosa anefa tsy hanaratsy azy fa ianao namako no hanariko
tsy foiko hitomany

       Angony ary ny herinao rehetra
       Ary ilay tsiky hiverina tsy hanam -petra

Partager tsy foiko

Commenter tsy foiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite