4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rovako - Kiaka

Ao anatiko ao,
moa ve fantatrao?
Ny fo sy ny saiko rehetra,
Mankalaza anao foana
Ianao no rovako,
ianao no reharehako
hahafantarako ilay tanànako
Nefa dia indrisy...resiny ianao

Mitomany ny foko,
mitomany anao r'ilay rovako
Aiza intsony indray anie ?
No ahitako toa anao toa anao
yeah!!
Fahatsiarovana sisa
Ho an'ireo mpanjakantsika
De mampalahelo
Ka aleo dia mikalo

Veloma e!
Mandrakizay e!
Veloma e!
May ho'aho(2)

Partager rovako

Commenter rovako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite