4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raozy - Kiaka

Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany

Mahavariana koa ‘ty vavy antitra
Tsy manadino ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany

Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra

Nefq ny tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka

Partager raozy

Commenter raozy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite