4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Matsiaro - Anyah

Matsiaro anao mitomany anao ny fo

Fa tsy eo ianaolay mameno ny fiainako

Ny tokinao mijanona ato an-tsaiko

Na sarotra ho ahy anefa izany

ny miaina azy ireo

Mangina ianao manjombona isan’andro

Mitovy tsy miova satria tsy mba mila anao

Ny hafatrao milaza hoe tsy hifandao

Na ho heri manpahery ahy na dia mafy

Miverena ianao eny izao fa malaelo loatra aho

Efa zatra anao aho  

tsy hoe tantiko foana hoe tsy eo ianao

Fa ianao koa ve tsy efa malaelo ahy

Fa ianao koa ve tsy mba mitomany isan’andro

Reo namako no miezaka maha toy izao ahy

Fa toyny namana mandalo dia miasa ireo ahy

Malalarahoviana indray vao hitako

Izaho tsy mba mahafoy anao tsy mba manadino

Partager matsiaro

Commenter matsiaro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite