4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miantso anao ray - VHF

MIANTSO ANAO RAY O

E miantso anao izaho Ray ô

Mbola betsaka ny ota izay vita

Mbola betsaka tsy azo odiana tsy hita

Fa ianao e no tompon’ny hery

Fa ianao e mitaona iry very

Nampijaly e ireo izay mijaly e

Hatramin’ny omaly e (2)



’Zay manao ny marina dia tsy maintsy ho tafarina

’Zay manao hadalana kilalaon’I Satana

- Ka mahaiza mijery izay tena izy

Fa sao dia solafaka amin’ny lalana tsy izy- (2)



E miantso anao izahay Ray o

Mba omeo anay izay hanina sahaza

F’efa ela izahay no sakafo diso vava

Koa miangavy e sy mitalaho aminao

Mba fahano e ireto ondry kelinao

Fa mosary sy mijaly ka sao dia marary (2)

Partager miantso anao ray

Commenter miantso anao ray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe VHF