4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny havan-tiana - Telofangady

Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina

Tandremo fa raha sendra ny havana manana ianao dia ho sahirana

Tsy hahita mangirana, na dia manana ny marina

Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny olana

Fisaham-bazana



Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina

Tandremo fa raha sendra ny havana manana ianao dia ho sahirana

Tsy hahita mangirana, na dia manana ny marina

Na ho ela na ho haingana dia ho tonga ny olana fisaham-bazana



Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina

Tandremo fa ny fihavanana anie ka sarotra hatohy

Raha sendra ka tapaka kandrao hanenenana

Sarotra hatohy raha sendra ka tapaka

Kandrao hanenenana



Ny havan-tiana o tsy hiraisa-monina

Tandremo fa ny fihavanana anie ka sarotra hatohy

(e ry aiko)

Raha sendra ka tapaka o o

Kandrao hanenenana

(ndao e ry aiko mba tsory amiko anie zay tena diso)

Izany ary no izy ry hava-malala tafitako ny hafatra



Koa anao no mandinika


Partager ny havan-tiana

Commenter ny havan-tiana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Telofangady