4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy olon'ory sy mahantra - Mimosa

MISY OLON’ORY SY MAHANTRA

(MIMOSA - FLM ANTSIRABE)



Misy olon’ory sy mahantra ao

Vonjeo fa namana

Ota no manimba sy mandratra ao

Vonjeo fa namana

Misy azonao atao

Hamonjena azy ireo

Antenaina ianao

Vonjeo fa namana



      " refrain "

E mijaly, sao ho faty

Vonjeo fa namana

Mbola azo antenaina

Mbola misy fofon’aina

Aoka ikelezan’aina maika

Vonjeo fa namana



Fahavalo aza asaina tiavina

Vonjeo fa namana

Maika fa ny Malagasy namana

Vonjeo fa namana

Vola sy harena koa

Misy ao antananao

Ento hamonjena ireo

Vonjeo fa namana



      " refrain "

E mijaly, sao ho faty ...

Partager misy olon'ory sy mahantra

Commenter misy olon'ory sy mahantra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mimosa