4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hitsio f'iny - Samoela

Ianao maika ny andao ny tanana;

Ianao maika ny andao tsy tamana;

Nahafoy ka tsy tana;

Ianao maika ny andao ny tanana;

Nahafoy ka tsy tana e;



REF:

Tsy aty ny fiainana tadiavinao;

Hitsio f’iny, iny, lalan’iny;

Hitsio f’iny, iny e, no mankany, no mankany, no mankany;



Nino enao fa hanadino ny tanana

Niova saina sy fanahy tsy tamana

Efa leo ka tsy tana

Nino enao fa anadino ny tanana;

Efa leo ka tsy tana e;



REF:

Tsy aty....no makany



Iny enao fa nandao o;

Tavela, tavela eto zaho e;

Iny ianao iny ianao iny, nandalo niserana toa mpivahiny;

Iny enao iny enao fa nandao o;

Iny ianao iny ianao iny....

Partager hitsio f'iny

Commenter hitsio f'iny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite