4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira 0248 tz - Samoela

Any ianao 'zay
Rotsirotsin'ny fiaraben'ny Hyundai ianao 'zay
Ny 0248 TN
Nahafantarako anao re tsisy neniko
Any anao zay
I Kalamena volo havako iny e!
Mena tsy foiko
No sady tsy foiny
Lokon'Arema, fa hifankatiavanay

Sigara Good Look akiy
Anembonako an-dry
Good Look amin'ilay tsisy Menthol
Fa ny nitiavako anao re toin'ny taonina
Sarin'ny Masina Maria
Anembonako an-dry
Lay manao hazo fijaliana kely amin'ny tanana an-kavia
Any ianao 'zay
Angamba efa tena lasa lavitra be
Rahoviana indray vao ho hitako ianao
F'ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry
Any ianao 'zay
Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin'ny Hydrocarbure
Fa ny fiara tiany
No tiako tiangenana
Mahita azy mitsiky aho d'efa fahafinaretana.

Partager 0248 tz

Commenter 0248 tz

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Samoela

Suite