4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa nomena - Poopy


Fatratra mahafinaritra
Lafatra fa maharitra
Ny andro mirotsaka
Masoandro miposaka
Mikalo ny vorona
Mba faly re olona
Dia maro ny kintana
Ka samy mamiratra
Mazava ny volana
Mba faly ianareo olona

Ireo no zavaboahary
Nomen'ilay Nahary
Mba hiadananao
Ah, an, ah
Fa soa nomena anao
Tiavo sy hajao
Ireo no harenanao


Partager soa nomena

Commenter soa nomena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite