4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nono - Poopy

NONO (Poopy)


1
Raha tena tia ny zanany
Tiana ho salama ny taranany
Dia ny nonon-dreny ihany no tena tsara


2
Raha te-hilamina ny fiainanao
Omeo nonon-dreny ny zanakao
Tsy ianao ihany ve no faly
Raha salama ohatr’izany

Raha te-hilamina ny sainao
Omeo nonon-dreny ny zanakao
Tsy ianao ihany ve no faly
Raha salama ohatr’izany


Réf:
Jereo fa salama isika
Ny nonon’ny Mama tsy misy tomika
Jereo fa salama isika
Ny nonon’ny Mama tsy misy tomika


Raha te-hilamina ny sainao
Omeo nonon-dreny ny zanakao
Tsy ianao ihany ve no faly
Raha salama ohatr’izany

Raha te-hilamina ny sainao
Omeo nonon-dreny ny zanakao
Tsy ianao ihany ve no faly
Raha salama ohatr’izany

Partager nono

Commenter nono

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite