4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ndao handihy - Poopy

Andro fifaliana no hiarahana eto anio

Raha sendra olana aza ianao dia itsikio

Ho hadino indray ka tsy hotsaroana

Ireo sorisory hisolo haravoana



Aoka hivalona any ny henatrao anio

Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio

Hitotorebika ary koa hilanonana

Ka ho afa-tsasatra tsy ho torovana



Andao handihy sy hifaly havanja koa

Ora mamy no hozaraina eto androany

Mifalia mitsikia sy miravoa

Hadinoy izay alahelonao



Ndao handihy,hiriaria

Ravoravo sy miramirana

Partager ndao handihy

Commenter ndao handihy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite