4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy antenaina - Poopy

Zavatra iainana toa mahafinaritra
Raha hidirana lalina toa zava-tsarotra
Mahavery fanahy mbola velona
Kanefa o, tsy mahafoy azy raolombelona
Izany lay fiainana

Mivezivezy lava
Nefa toa tsy mety ampy ny eny an-tànany
Mitototo eny
Zany hono no ataony satria tiany ny ainy

Misimisy ihany
Ireo tsy ambinina amin'izany, fananam-bitana
Miady mafy ihany
Satria tsy ananam-piry izany aina


Fa izay rehetra velon'aina
Mbola misy antenaina

Partager misy antenaina

Commenter misy antenaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite