4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mihanta - Poopy

Hey, avelao hanaraka anao any aho
Fa aza avela hitoetra tsy anilanao
Zaho tsy hanelingelina tsy haninona
Fa hipirina
Tsy hanankorotana tsy haninona
Fa hangina ihany

Fa raha tianao
Hanaraka anao any aho
Dia minoa ahy ianao
Fa ts'isy hanenenanao
Zaho tsy hanankorotana tsy haninona
Fa hampiadana anao
Tsy hanelingelina 'zaho f'hampilamina anao

Fa hanaraka anao foana aho
Na aiza tany misy anao
Tsy avelako ho irery ianao
Sao ho tratran'ny faka-panahy
Ny ratsy tsy kely làlana
Ka tsy ho avelako irery ianao
Dia hilamina izaho sy ianao
Tsy misy ny ahiana hifamaofao
Fifaliana fahasambarana no iarahana, iarahana

Hey, avelao, hanaraka anao any aho
Fa raha tianao hanaraka anao any ho
Ka hilamina tsara ny dianao, anilanao
Tsy hanelingelina aho anilanao

Partager mihanta

Commenter mihanta

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite