4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mihaino - Poopy



Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka mifalia



Mihaino, mihaino

Ny feon’Anjely sambatra

Milaza fa vao teraka

Ny zanak’Andrimanitra

Mihaino izao,  mihaino izao



Mifalia,  mifalia

Ry Zanak’Olombelona

Fa tonga ilay mpanavotra

Antsika izay mifahantotra

mifaly izao mihifaly izao



Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka mifalia



Matokia, matokia

Ka manarah’ Azy izao

Ilay mpamonjy be fitia

Nanetry tena ho Anao Izy

Matokia  izao,  matokia izao



Mifalia izao, mifalia izao



Matokia izao, matokia izao



Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka mifalia



Album Best of évangéliques

Partager mihaino

Commenter mihaino

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite