4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana - Poopy

Reraka aho miantsoantso
Leon'ny manao andraso
Lasa ianao é !
Vizakao mivazavaza
Mila hotataka ny vava
Lasa ianao é !

Ref : Fa misy inona mihitsy ao aloha ao ?
Fa azon’inona no maika toa izao ?
Samy ho any ihany anie
Làlana iray no aleha
Raha matahotra ny hotara
Mandehana é !

Mandehana raha maika é !
Aza mieritreritra
Zato ianao toa tsy laitra
‘Zay dia tsy mba mierika.
Mandehana raha maika é !
Aza mieritreritra
Zato ianao toa tsy laitra
‘Zay dia tsy mba mierika.


Nihevitra ahy toa ny tsy misy
Tsy mba niherika mihitsy
Lasa ianao é !
Nihevitra ahy toy ny adala
Izaho anefa tsy manala
Lasa ianao e !

Ref : Fa misy inona mihitsy ao aloha ao ?
Fa azon’inona no maika toa izao ?
Samy ho any ihany anie
Làlana iray no aleha
Raha matahotra ny hotara
Mandehana é !

Mandehana raha maika é !
Aza mieritreritra
Zato ianao toa tsy laitra
‘Zay dia tsy mba mierika.
Mandehana raha maika é !
Aza mieritreritra
Zato ianao toa tsy laitra
‘Zay dia tsy mba mierika.

Mandehana, Mandehana, Mandehana !
Ndehana raha maika e !

Partager mandehana

Commenter mandehana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite