4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ginagina - Poopy

Io fa mipitrapitra
Tsy nahita
Mipitrapitra
Tsy nahita ô

Miherikerika etsy sy eroa
Midoboka amponga hendratrendratra ny fo
Angamba tsy ho avy ine andraso kely aloha
Hay mbola latsaka dimy ny amin'ny roa
Ny ho avy tsy ho avy no mifantitra ao an-doha
Nefa vao omaly ny omaly no nanao rendez-vous
Dify izao ilay ora dify tokoa
Handrasako ihany fa maninona moa
Raha vao tsinjoko avy lavitra hodiko tsy jerena
Angamba heveriny amin'ny telo bny fotoana nomena
Sa kosa misy embouteillage, ny andro moa tsena
K'aleo aloha ny tsiny tsy omena

Nankaiza nankaiza ikala anona iny
Ny famatarandro efa manondro amin'ny dimy
Ny hany azo atao dia ny misafosafo loha
Gina dia gina ty fa voa

Ginagina tsy nahita, ginagina teo!

Partager ginagina

Commenter ginagina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite