4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako indrindra - Landy

Tiako indrindra ianao tiako tokoa

Fitia efa ela no tao am-po

Fitia voafatra tsy sasatra sy marina



Tongava aty avia izao

Fa hitoerako ho lapako ianao

Anjarako irery voatolotra tokana



Fa ny misy anao no hisy ahy

Fitiavana zay voasedra sy sahy

Satria fitia tsy atakalo ao anaty

tsy mety maty

Fa ilay nahary no nandrindra anao mba ho ahy



Fitia tsy voafetra no atolotro

Ka na maty aza ny tenako

Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao

Partager tiako indrindra

Commenter tiako indrindra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Landy